TSY AIZA TSY AKORY (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aiza tsy akory tsy lavitra anao
Fa mbola mitepo ao vahmp anatiko ao
Fitiavana feno sy tsy mety maty
Toa afon’apombo, mirehitra anaty
Faingana, faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Koa avia miondàna eo an-tratrako havia
Fa hidanadana ho anao ’lay fitia
tononkira.serasera.org Refrain : Tsy aiza tsy akory vvqbnxd fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola mangina
irhujc Koa avia manatona fa tsy aiza tsy akory
F’ao anatiko ao izy mbola matory
Fa mbola mitepo ao vahmp anatiko ao
Fitiavana feno sy tsy mety maty
Toa afon’apombo, mirehitra anaty
Faingana, faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Koa avia miondàna eo an-tratrako havia
Fa hidanadana ho anao ’lay fitia
tononkira.serasera.org Refrain : Tsy aiza tsy akory vvqbnxd fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola mangina
irhujc Koa avia manatona fa tsy aiza tsy akory
F’ao anatiko ao izy mbola matory
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Perle sy GabhyVangy : 3616
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 02/12/2003 12:18
