Nahoana re (Perle sy Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
(Duo : Gabhy sy Perle)
Raha nandalo ianao ka niserana ihany
Dia ny endrikao, ny tsikinao no ato an-tsaiko
Izany alokao toa manjohy ahy hatrany
Toy ny zavatra tsy foiko ka lalaiko

(x2)
(Gabhy)
Nefa toa sarotra tamiko ihany
Ny tononkira.serasera.org hitory mangina ny vetsom-panahy
Saikatra ihany aho raha toa hanontany
Sao mba misy fitia mitempo ho wyvnktlw ahy?

(Duo : Gabhy sy Perle)
Ho tiako ianao, ho tiako mangina
Ho koboninko am-po anatiko ao
Ilay fitiavako anao aouomwep ry ilay olon-tiana
Ho anao tsy misy fetra, ho anao hatram'izao


A/C : Rolland Raelison
Discomad zxajnuc – EP. 131

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Perle sy Gabhy
Vangy : 184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 29/06/2026 22:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0172