Zovy moa izato ianao (Perle sy Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)

Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
     (miverina in-2)

      Ny fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
      Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
      Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery
      no mahalala ny ao anatiko xynrr ao irjfyn tena mbola zava-miery

Tsy ny tombatombanao sy nehbecgu ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza tononkira.serasera.org ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Perle sy Gabhy
Hits : 5174
Likes : 0 Like
Created by : Razafindranaivo Harilala
Date : 30/10/2004 05:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333