Zovy moa izato ianao (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)
Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
(miverina in-2)
Ny tyhnvbdx fahalalàna ny ato hzkhbyrb am-poko, zava-tsarotra ho anao
tononkira.serasera.org Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
ekocouds Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery
no mahalala ny ao anatiko ao tena mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Perle sy GabhyVisites : 5123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Razafindranaivo Harilala
Date : 30/10/2004 05:13