tehina (Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza sy vao niana-nandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i neny ianao
Izy no andry tsy ampianjera anao, izy tononkira.serasera.org no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
Ka nitehin-drindrina ianao
        Ref:Tsy misy mahavita irery
         suuhqlc      zswch Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
              Na rindrina io na hazo ho ycnim tehina, tehina foana
              Oh, Oh, Oh,
Tonga ny taona sy ny fara-mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitarika alahelo, nitady hazo ianteherana ianao
Hazo no namanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pazzapa
Vangy : 3943
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tia
Daty : 29/04/2006 13:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2432