tehina (Pazzapa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza sy dryvnzws vao niana-nandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i neny ianao
Izy no andry pkjarkf tsy ampianjera anao, izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
Ka nitehin-drindrina ianao
Ref:Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
jzsfirr Na rindrina io na hazo ho tehina, tehina foana
Oh, Oh, Oh,
Tonga ny taona sy ny fara-mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitarika alahelo, tononkira.serasera.org nitady hazo ianteherana ianao
Hazo no namanao

--------
Rohy: