tehina (Pazzapa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola lpeftem zaza sy vao niana-nandeha ireo tononkira.serasera.org tongotrao
Ka nitehina tamin’i neny ianao
Izy no andry ptnrtaz tsy ampianjera anao, izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
Ka nitehin-drindrina ianao
Ref:Tsy misy mahavita irery
Fa mbola ifna miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo ho tehina, tehina foana
Oh, Oh, Oh,
Tonga ny taona sy ny fara-mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitarika alahelo, nitady hazo ianteherana ianao
Hazo no namanao

--------
Lien: