Faly (Pazzapa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay mba vetsovetso
Atolotra anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira sy mozika aaaa
Ref :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tsy misy ndppw voafetra blwejujl
xgyxvi Faly ee, isika rehetra
tononkira.serasera.org Faly ee, na ny lahy na ny vavy
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay mba vetsovetso
Atolotra anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira sy mozika aaaa
Ref :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tsy misy ndppw voafetra blwejujl
xgyxvi Faly ee, isika rehetra
tononkira.serasera.org Faly ee, na ny lahy na ny vavy
--------
Rohy:
