Pazzapa

Hampiditra sary Nampiditra faniel
20/07/2004 15:02
Hiran'i Pazzapa 3 Jereo eto
Vangy : 4665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Pazzapa no anisan'ny tanora indrindra raha ny resaka hira no asian-teny.Rojo no tena asiako reska raha ny @ ity in-1 mitoraka ity.Eto Toamasina izy no monina.Ny mozika ihany koa no naha mpinamana anay sy i rojo na dia tsy mitovy ary ny taonanay sy ny sokajim-pianarana misy anay.Ao @ Universitén-n'i Barikadimy izy no mandranto sy manohy ny fianarany ao @ taranja "économie".Izaho kosa anefa dia mbola eny @ lycée.Izy no tena ankafiziko indrindra @ izy 8 vavy.Ny hira kaloiny ao @ pazzapa album1 dia mitondra ny lohateny hoe:"tadidio".Mahafinaritra ery ny mihaino ny feony sady zay izy tena mihira @ fo fa tsy irony be style irony.Izay aloha fa hafatra ho an'ny mpifidy @ pazzapa:mahaiza mifidy @ manaraka

Hevitra momba an'i Pazzapa

(19/09/2003 22:32)
Valo vavy ry zareo ka nanao ny hira hoe:Faly ary ny tonga niakatra nanao finale.Aina Faniah, MBOLA Nah ?Nathalie, Miary, Tiana, ROJO

Hiran'i Pazzapa (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012