Ombin-tsaretin-dRaleva (Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy o

Ombin-tsaretin-dRaleva iny e
Miakatra ny renivohitra
Hivarotra ireo kely vokatra
Hamelomana vady aman-janaka

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna  izy o

Kanefa tsy olona ambony izy e
Fa tena tambanivohitra
Tsy anisan’ireo mafy ady izy e
Fa cybxerv olona vonon-kihady

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy o

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy

Kanefa tsy olona zotfeo ambony izy e
Fa tena tambanivohitra
Tsy anisan’ireo mafy ady izy e
Fa olona vonon-kihady

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, tononkira.serasera.org mandalo mamangy tanàna izy e

Ombin-tsaretin-dRaleva iny o
Miakatra ny renivohitra
Hivarotra ireo kely vokatra
Hamelomana vady aman-janaka

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo xfdtn mamangy tanàna izy o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pazzapa
Vangy : 12346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Johary
Daty : 29/08/2005 22:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135