Ombin-tsaretin-dRaleva (Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy o

Ombin-tsaretin-dRaleva iny e
Miakatra ny renivohitra
Hivarotra ireo kely vokatra
Hamelomana vady aman-janaka

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna  izy o

Kanefa tsy olona ambony izy e
Fa tena tambanivohitra
Tsy anisan’ireo mafy ady izy e
Fa olona vonon-kihady

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy o

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy

Kanefa tsy olona ambony izy e
Fa tena tambanivohitra
Tsy anisan’ireo mafy ady izy e
Fa olona vonon-kihady

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy e

Ombin-tsaretin-dRaleva iny o
Miakatra ny renivohitra
Hivarotra ireo kely vokatra
Hamelomana vady aman-janaka

O o o, ombin-tsaretin-dRaleva iny o
O o o, mandalo mamangy tanàna izy o
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pazzapa
Hits : 11544
Likes : 0 Like
Created by : Johary
Date : 29/08/2005 22:50
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1774