tehina (Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza sy vao niana-nandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i neny ianao
Izy no andry tsy ampianjera anao, izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
Ka nitehin-drindrina ianao
        Ref:Tsy misy mahavita irery
              tmdaewwz Fa qndju mbola miankina amin’ny tsy hay
      tononkira.serasera.org      dlxswrf    Na rindrina io na hazo ho tehina, tehina foana
              Oh, Oh, Oh,
Tonga ny taona sy ny fara-mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitarika alahelo, nitady hazo ianteherana ianao
Hazo no namanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pazzapa
Hits : 3941
Likes : 0 Like
Created by : tia
Date : 29/04/2006 13:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337