Faly (Pazzapa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako fpllty
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay mba vetsovetso
Atolotra atzj anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira tgzwane sy mozika aaaa
Ref :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tononkira.serasera.org tsy misy voafetra
Faly ee, isika rehetra
Faly ee, na ny lahy na ny vavy
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako fpllty
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay mba vetsovetso
Atolotra atzj anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira tgzwane sy mozika aaaa
Ref :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tononkira.serasera.org tsy misy voafetra
Faly ee, isika rehetra
Faly ee, na ny lahy na ny vavy
--------
Rohy:
