Faly (Pazzapa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lsqeji Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay adwz mba vetsovetso
Atolotra anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira sy mozika aaaa
Ref tononkira.serasera.org :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tsy misy voafetra
Faly ee, isika rehetra
lzfgsn Faly ee, na ny lahy na ny vavy
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako
Oouh,ouuh, yeah yeah eeeee
Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay adwz mba vetsovetso
Atolotra anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira sy mozika aaaa
Ref tononkira.serasera.org :Faly ee, isika rehetra
Faly ee, tsy misy voafetra
Faly ee, isika rehetra
lzfgsn Faly ee, na ny lahy na ny vavy
--------
Lien:
