Faly (Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho tononkira.serasera.org azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako

Oouh,ouuh, yeah osrob yeah eeeee

Faly izahay , manatrika eto
Handefa izay mba xkioqa vetsovetso
Atolotra anareo, ny hirahiranay
Ny hirahira sy mozika aaaa

Ref :Faly ee, isika rehetra
       Faly ee, tsy misy voafetra
       Faly ee, isika rehetra
     ckqqtu   Faly ee, na ny lahy na ny vavy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pazzapa
Hits : 3718
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 04/10/2003 18:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035