Izy iny (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo antratrany
Tsy mety raha tsy mahita azy zydnujm isanandro
Dia malahelo sy ontsa ery ny fo
Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo antratrany
Tsy mety jldxgsw raha tsy mahita azy isanandro
Dia malahelo sy ontsa ery ny fo
Ref:Tiany be izy iny!
Fiainany sy fitiavany.
Mipetraka lalina ao am-pony,
Latsapaka ka tena tsy fohiny n'aiza n'aiza alehany.
Mirediredy toy ireny zaza ireny
Mafy rehefa tia ka tsy hifanomezan-tsiny
Dia tononkira.serasera.org tsy afaka ao an'dohany
Ny anarany
Ref: (X2)
Na na kxuxz na...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : parhson & voaryVangy : 3011
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 19/11/2015 12:45