Izy iny (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo antratrany
Tsy mety raha tsy mahita hmrep azy isanandro
Dia malahelo sy ontsa ery ny fo
Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo hpaowcu antratrany
Tsy mety raha tsy lndifklx mahita azy isanandro
Dia tononkira.serasera.org malahelo sy ontsa ery ny fo
Ref:Tiany be izy iny!
Fiainany sy fitiavany.
Mipetraka lalina ao am-pony,
Latsapaka ka tena tsy fohiny n'aiza n'aiza alehany.
Mirediredy toy ireny zaza ireny
Mafy rehefa tia ka tsy hifanomezan-tsiny
Dia tsy afaka ao an'dohany
Ny anarany
Ref: (X2)
Na na na...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : parhson & voaryHits : 2972
Likes : 0 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 19/11/2015 12:45