Faly aho (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho feqhv satria tonga ianao ilay nandrasako
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny tononkira.serasera.org mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao re no tiako hiantsapazana
Lasa izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay xnqffshp vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka ibqekl anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka avia, avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny tononkira.serasera.org mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao re no tiako hiantsapazana
Lasa izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay xnqffshp vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka ibqekl anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka avia, avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny VoanioVisites : 10607
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rahaga Xavier E
Date : 06/11/2002 18:49
