Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly aho (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho satria tonga ianao ilay nandrasako
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko tononkira.serasera.org ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao kgrspojy re no tiako hiantsapazana
Lasa ijrfmdzk izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina jzlv rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka avia, avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
ilay nandrasako tamin’ny fo manantena
tonga ianao satria sitrakao ilay hafatro
tonga ianao hijoro am’ilay fanekena
Tanteraka ilay nofiko tononkira.serasera.org ianao nilaharako
d’ilay ianao nofahifahiko ny mosarako
ianao,ianao irery ihany no tazana
tiako ianao,ianao kgrspojy re no tiako hiantsapazana
Lasa ijrfmdzk izay ny ora nisentosentoana
fa tonga kosa ny ora hiravoravoana
ilay vola nisoaka dia indro baliaka
hotsofina jzlv rano ny fitiavantsika
ilay volantantely manomboka anio
tazony hateza ho soa sy madio
Ka avia, avia manantona rahavako
fa voatokana ho anao ny fitiavako
isika izao dia hiray fo sy fisainana
hiaraka hamakivaky ny fiainana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny VoanioHits : 10329
Likes : 2 Like
Created by : Rahaga Xavier E
Date : 06/11/2002 18:49
