Omeo Olo-marina (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo olo-marina tononkira.serasera.org ny firenenay Jesô
Omeo, omeo zuapsys 'ty taninay fadiranovana
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo xaqw lo
Miha-ratsy isan'andro ny taninay Tompo o!
Vonjeo, vonjeo
Aza avelanao hijaly ity zanakao
Vonjeo, vonjeo
Mba henoinao izany antso izany
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo
Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Tahionao Zanahary e
Mandra-pialany eto an-tany e
Mba tsy hiala Aminao
Mba tsy miala
Mba tsy hiala Aminao
Mba tsy hiala ntmk Aminao
Omeo, omeo zuapsys 'ty taninay fadiranovana
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo xaqw lo
Miha-ratsy isan'andro ny taninay Tompo o!
Vonjeo, vonjeo
Aza avelanao hijaly ity zanakao
Vonjeo, vonjeo
Mba henoinao izany antso izany
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo
Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Tahionao Zanahary e
Mandra-pialany eto an-tany e
Mba tsy hiala Aminao
Mba tsy miala
Mba tsy hiala Aminao
Mba tsy hiala ntmk Aminao
--------
Rohy:
