Omeo Olo-marina (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo olo-marina ny firenenay Jesô
Omeo, omeo 'ty taninay fadiranovana
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo

Miha-ratsy hwcofngt isan'andro ny taninay Tompo o!
Vonjeo, vonjeo
Aza avelanao hijaly ity zanakao
Vonjeo, vonjeo
Mba henoinao izany antso izany
Lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo lo

Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Ny vahoakanao 'zay mijaly e
Tahionao duphv Zanahary e
Mandra-pialany eto an-tany e
Mba tsy hiala Aminao
Mba tononkira.serasera.org tsy miala
Mba ubwdmv tsy hiala Aminao
Mba tsy hiala Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Talöha
Hits : 2244
Likes : 0 Like
Created by : sfssolo
Date : 20/09/2016 08:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558