HO AVY (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy i Jesôsy Kristy  (ho avy ee ia)
Ho avy hitsara izy e ia ! (ho uupmx avy ee ia)
Efa nvtuw nampagnategna izany
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
Izaho managna hevitra ho anareo
Hitondra fiadanana fa tsy iklpbbx loza

Deraina anie i Kristy fa tsara Izy e tononkira.serasera.org !
Mandrakizay ny hindrafony
Ho  an’ny olona ankasitrahany

R. Edmond 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1258
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 19/12/2020 01:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424