HO AVY (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy i Jesôsy Kristy  (ho avy ee ia)
Ho avy hitsara izy e ia ! (ho avy ee cjbsz ia)
Efa nampagnategna izany
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
Izaho managna hevitra ho anareo
Hitondra fiadanana fa tsy loza

tononkira.serasera.org Deraina zjtb anie i Kristy fa tsara Izy e dawjb !
Mandrakizay ny hindrafony
Ho  an’ny olona ankasitrahany

R. Edmond 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Talöha
Hits : 1312
Likes : 0 Like
Created by : sfssolo
Date : 19/12/2020 01:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0869