Henoy Tompo o! (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy Tompo ô, 'zao fivavako izao
Mitaraina aho mitalaho, ô ô ô ô
Vonjeo aho Tompo ô

Izao hirako izao no solom-bavako
Mitaraina aho mitalaho, ô ô ô ô
Vonjeo aho Tompo ô

Ka mba henoy ny fivavako
Fa hianao no hitarainako
Tantano aho fa mijaly
Sy voagejan'ny fakam-panahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 14/09/2016 10:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0982