Tsy miova (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompoko,ny Tompoko tononkira.serasera.org tsy miova
F'izaho no mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano aho,tohano fasp mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray ndmn toa tezitra tsy faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao ktrcyun tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
F'izaho no mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano aho,tohano fasp mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray ndmn toa tezitra tsy faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao ktrcyun tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ravin'olivaHits : 1216
Likes : 0 Like
Created by : ninatolotra
Date : 15/09/2017 22:04
