MATOKIA (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Raha hifatana izato diako izato
Tompo o! Efa niezaka tsy niato
Ho tafita hahavita ve?
Mbola lavitra tsy hita
Tompo o! Mila ho trotraka,mila tononkira.serasera.org ho potraka
Fa niainga aho dia lasana
Tsy niandry,tsy nandrasana
Fa avy hatrany dia namonjy ilay akany ×2
Tompo o! teny andalana oaqz aho
Toa torovana avokoa
Na ny saiko,na ny aiko,na ny fo
Tapa-kevitra aho libfvxap fa hipetraka
Hiala sasatra aho fa reraka
Dia nitazana ity lalana mbola ho diavina
Kanjo tampoka nanorisory
Ilay fahavalo nampahory
Te hisakana,te hanakana izany dia ×2
Tompo o! nitanondrika aho
Sakodiavatra irery
Tsy nandroso,tsy niemotra fa toa very
Tompo o! ny nwdkranj ao anatiko ao
Efa very fanantenana
O! indrisy! Aiza intsony ilay kanàna
Kanjo tonga Ianao nisakambina
Tsy namela fa niambina
Dia niteny hoe matokia malakia ×3
Tompo o! Efa niezaka tsy niato
Ho tafita hahavita ve?
Mbola lavitra tsy hita
Tompo o! Mila ho trotraka,mila tononkira.serasera.org ho potraka
Fa niainga aho dia lasana
Tsy niandry,tsy nandrasana
Fa avy hatrany dia namonjy ilay akany ×2
Tompo o! teny andalana oaqz aho
Toa torovana avokoa
Na ny saiko,na ny aiko,na ny fo
Tapa-kevitra aho libfvxap fa hipetraka
Hiala sasatra aho fa reraka
Dia nitazana ity lalana mbola ho diavina
Kanjo tampoka nanorisory
Ilay fahavalo nampahory
Te hisakana,te hanakana izany dia ×2
Tompo o! nitanondrika aho
Sakodiavatra irery
Tsy nandroso,tsy niemotra fa toa very
Tompo o! ny nwdkranj ao anatiko ao
Efa very fanantenana
O! indrisy! Aiza intsony ilay kanàna
Kanjo tonga Ianao nisakambina
Tsy namela fa niambina
Dia niteny hoe matokia malakia ×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ravin'olivaVangy : 1709
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tolotra23
Daty : 27/12/2017 10:35
