Tsy miova (Ny ravin'oliva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
esjdcha Ny Tompoko,ny Tompoko tsy miova
F'izaho no mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala

Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho rmxguhja doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely

Ny ejhvka Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao tononkira.serasera.org omaly
Anio indray toa tezitra tsy faly

Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny ravin'oliva
Visites : 1095
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ninatolotra
Date : 15/09/2017 22:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326