Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy miova (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompoko,ny Tompoko tsy miova
F'izaho no mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano keaajqp aho,tohano mba hotia
Tahaka tononkira.serasera.org Anao pbujhxsh tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray toa tezitra tsy faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho accddpuj doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
F'izaho no mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano keaajqp aho,tohano mba hotia
Tahaka tononkira.serasera.org Anao pbujhxsh tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray toa tezitra tsy faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho accddpuj doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ravin'olivaVisites : 1091
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ninatolotra
Date : 15/09/2017 22:04
