Tsy irery (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
Ny fiainako eny dvbpus fiainana mandalo
Ny lalako lalana be fahavalo
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Raha nania aho,nania aho tety
Raha nania aho,dia potraka tokoa
Tsy mba havana,tsy mba namana
Hampitraka hizaka izay manjo
Ny fiainako eny tononkira.serasera.org fiaina-mila vonjy
Ny tompoko avy hatrany dia namonjy
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy avsksa hkse mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
Ny fiainako eny dvbpus fiainana mandalo
Ny lalako lalana be fahavalo
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Raha nania aho,nania aho tety
Raha nania aho,dia potraka tokoa
Tsy mba havana,tsy mba namana
Hampitraka hizaka izay manjo
Ny fiainako eny tononkira.serasera.org fiaina-mila vonjy
Ny tompoko avy hatrany dia namonjy
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy avsksa hkse mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ravin'olivaHits : 1330
Likes : 0 Like
Created by : ninatolotra
Date : 15/09/2017 22:04
