Tsy mendrika (NY Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy mendrika ny hiantso
Anao aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka aqewds Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko,
Mba diovy
Voagejam-pahotana maro ny aiko
Fampaherezanao ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona aho Raiko iqwcpy o!
Mamelà ny heloko
Mba diovy
A.C: Aro auteadi Randrim
Anao aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka aqewds Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko,
Mba diovy
Voagejam-pahotana maro ny aiko
Fampaherezanao ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona aho Raiko iqwcpy o!
Mamelà ny heloko
Mba diovy
A.C: Aro auteadi Randrim
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KaloHits : 817
Likes : 1 Like
Created by : Randriamamory
Date : 24/04/2023 22:50
