Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMY (NY Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny Teninao Tompo
Aina ho an'ny rehetra
Fahasalaman'ny nofoko
Tena feno hery
Toa tantely tononkira.serasera.org izy pnvxnq io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany
Tsara ny egbqopmf teninao Tompo
Toa fanilo hanazava
Ny haizina izay nameno fo
Indro nohazavainao
Toa tantely izy io
Eny mihoatra fdyv aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany
A/C: Haja Mahefa
Aina ho an'ny rehetra
Fahasalaman'ny nofoko
Tena feno hery
Toa tantely tononkira.serasera.org izy pnvxnq io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany
Tsara ny egbqopmf teninao Tompo
Toa fanilo hanazava
Ny haizina izay nameno fo
Indro nohazavainao
Toa tantely izy io
Eny mihoatra fdyv aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany
A/C: Haja Mahefa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY KaloVangy : 729
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randriamamory
Daty : 24/04/2023 23:11
