Tsy mendrika (NY Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny hiantso
Anao tononkira.serasera.org aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy

Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho egzpqq botgtzrs ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko,
Mba diovy

Voagejam-pahotana maro ny aiko
Fampaherezanao ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho chadz famonjenao ahy

Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko
Mba diovy

A.C: Aro Randrim

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY Kalo
Visites : 775
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randriamamory
Date : 24/04/2023 22:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569