Tsy mendrika (NY Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny hiantso
Anao aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao tononkira.serasera.org ahy

Kanefa ankehitriny izao
Menatra pefozo aho ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko,
Mba diovy

Voagejam-pahotana eouk maro ny aiko
Fampaherezanao ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba cbigie ho famonjenao ahy

Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko
Mba diovy

A.C: Aro Randrim

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY Kalo
Vangy : 776
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randriamamory
Daty : 24/04/2023 22:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035