Ho aiza (Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao
Rehefa miala ety
Moa efa fantatrao ve
Izay mety hiafaran'ny fanahinao
Satria lazaiko anao fa ho yrlkmjdt avy tsy ho ela
Tsy ho mjlt ela ilay fotoana
Izay efa voambara natokana hitsarana
Ny ratsy sy ny tsara
REF:
Ho aiza ary ianao
Ho rendrika ve sa hiakatra
Miomana ianao
Miomana fa mbola tsy fantatra
Raha be ny adalana
Sy ny tnipog ota efa vitanao hatrizay
Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao
Zovy moa ianao no tsy mba manantena
Hahazo famonjena
Sa fanirianao ve?
Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay
Satria lazaiko anao fa ny olo-marina
Ihany no vonjena
Fa ny olon'i satana sy ireo forongony
Dia afo tononkira.serasera.org no anjarany
Ref: .......
..................................
Ref: .......
Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao
Rehefa miala ety
Moa efa fantatrao ve
Izay mety hiafaran'ny fanahinao
Satria lazaiko anao fa ho yrlkmjdt avy tsy ho ela
Tsy ho mjlt ela ilay fotoana
Izay efa voambara natokana hitsarana
Ny ratsy sy ny tsara
REF:
Ho aiza ary ianao
Ho rendrika ve sa hiakatra
Miomana ianao
Miomana fa mbola tsy fantatra
Raha be ny adalana
Sy ny tnipog ota efa vitanao hatrizay
Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao
Zovy moa ianao no tsy mba manantena
Hahazo famonjena
Sa fanirianao ve?
Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay
Satria lazaiko anao fa ny olo-marina
Ihany no vonjena
Fa ny olon'i satana sy ireo forongony
Dia afo tononkira.serasera.org no anjarany
Ref: .......
..................................
Ref: .......
Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AvoVangy : 6752
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 07/01/2019 09:47
