Lehibe ny Finoako (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azoko antoka loatra , azoko antoka vqqq tsara
Ilay Andriamanitry ny fiandohana sy fiafarana
Izy nahary ahy sy nahatoy izao anao
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy nitiavany anao

Ilay namafa ny ranomasoko , nahita vahaolana ho junmow ahy e!
Tiako ka tsy hatakaloko ny Andriamanitro tsara fanahy e!
Ilay mpanao ny tsara sy mpamindra fo
Fitiavana mandrakizay nitiavany anao nitiavany ahy koa

Zaho matoky Azy ho mandrakizay doria
Ny Anarany ihany no antsoiko helmkg
Hitoetra ato am-poko lehibe ny finoako

Azoko antoka loatra , azoko antoka tsara
Ilay Andriamanitry ny fiandohana sy fiafarana
Izy tsy tononkira.serasera.org mandao ahy , tsy mba manary anao
Fitiavana mandrakizay no nitiavany anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Avo
Hits : 7945
Likes : 1 Like
Created by : RojoNyAvo
Date : 02/08/2016 13:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314