Tsaroanao ve ? (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao tononkira.serasera.org ve ilay fotoana? Nandraisanao an’i Jesoa
Nanekenao ho Azy ho Tompo sy Mpamonjy anao
Nanaovanao hoe, ENY, taminy, Namalianao ny antsony
Avy eo ianao nandray ny fahamasinana avy Aminy
Tsaroanao ve ilay fotoana ? Nandraisanao an’i Jesoa
Nanekenao ho Azy ho Tompo sy Mpamonjy dfcb anao
Nanaovanao, ENY, taminy
Namalianao ny antsony

Ankehitriny Izy, maniraka Moa lavinao ?
Hoe ‘ndeha ambarao sy torio
Ireo teny soa mahafaly norenesinao avy amiko
Nianarana ,. Aza mba ketraka f’izaho homba anao hatrany
Tsaroanao ve ilay fotoana, Niovanao ho olom-baovao
Nampiantranonao, nokoloinao, Ilay Jesoa Tomponao
Nanaovanao, Eny! Taminy
Ho tandremanao ireo ondriny
Avy eo ianao nandray ny hosotra masina avy Aminy
Tsaroanao eamliar ve ilay fotoana, Niovanao ho olom-baovao

Nanaovanao, Eny! Taminy, Ho tandremanao ireo ondriny

Nianarana ,. Aza mba ketraka f’izaho homba kzynot anao hatrany
NY ANTSAFIA (FJKM ANDRANORO Filadelfia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1464
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsafia
Daty : 07/12/2015 21:55