Soa fa nisy Ray (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy miafina eo imasonao Jeso
Zay toetranay sy fiainanay eto
feno lolom-po, mankahala ny namanay
Soa fa nisy Ray feno fitiavana
2-Tsy maharitra fa voatarika ila
Ny fanao izay mahaloto ny fanahy
Saika rendrika no noraisin’ny tananao
Soa fa cywj nisy Ray feno fitiavana
3-Ny Fanahinao no tononkira.serasera.org nampody indray anay
Hisakambina wthkotq izany sandrinao Jesoa
Nefa jopkxqbx semptora tsy mahita izay lalana
Soa fa nisy Ray feno Fitiavana
Fiverenana:
Ry Rainay,
Tsinontsinona anie aho
mihoatra ny fitiavanao
fa ny foko anio Jeso
Raisonao ka hanjakao
Ry Rainay,
Tsy mba mendrika ho anao
Nefa dia noraisinao
Ho mpanomponao izao
Ho mpitory ny asanao
Zay toetranay sy fiainanay eto
feno lolom-po, mankahala ny namanay
Soa fa nisy Ray feno fitiavana
2-Tsy maharitra fa voatarika ila
Ny fanao izay mahaloto ny fanahy
Saika rendrika no noraisin’ny tananao
Soa fa cywj nisy Ray feno fitiavana
3-Ny Fanahinao no tononkira.serasera.org nampody indray anay
Hisakambina wthkotq izany sandrinao Jesoa
Nefa jopkxqbx semptora tsy mahita izay lalana
Soa fa nisy Ray feno Fitiavana
Fiverenana:
Ry Rainay,
Tsinontsinona anie aho
mihoatra ny fitiavanao
fa ny foko anio Jeso
Raisonao ka hanjakao
Ry Rainay,
Tsy mba mendrika ho anao
Nefa dia noraisinao
Ho mpanomponao izao
Ho mpitory ny asanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1984
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:58
