Ny tenin'ny Tompo (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny byhi tenin'ny Tompo
dia manome ahy hery
Rehefa wbesg zahan-toetra aho
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ho yxgbt irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny tononkira.serasera.org Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
dia manome ahy hery
Rehefa wbesg zahan-toetra aho
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ho yxgbt irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny tononkira.serasera.org Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa an'ny FahamarinanaVangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : varira
Daty : 23/01/2026 10:42
