Ny tenin'ny Tompo (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tenin'ny Tompo
dia tononkira.serasera.org manome ahy hery
Rehefa zahan-toetra aho
manampy ahy mba eyqfusp handresy
Izaho tsy ho irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso

Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso

Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky zpftxab ny fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy oqjchuyt fiadanana
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso

Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsa an'ny Fahamarinana
Visites : 241
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : varira
Date : 23/01/2026 10:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437