ELATRY NY MARAINA (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Ô !
Hainao tokoa ny momba ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa xpmanljg izaho hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny uqngzwqm masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina uvvtj aho
na hitoetra a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho tononkira.serasera.org hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo an-tànanao aho
mba ho mpianatrao.
Hainao tokoa ny momba ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa xpmanljg izaho hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny uqngzwqm masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina uvvtj aho
na hitoetra a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho tononkira.serasera.org hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo an-tànanao aho
mba ho mpianatrao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa an'ny FahamarinanaVisites : 561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : varira
Date : 04/03/2025 07:55
