Ny tenin'ny Tompo (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tenin'ny Tompo
dia manome ahy hery
Rehefa zahan-toetra aho
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ho irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy ytfr hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny khrfbs Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny tononkira.serasera.org fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny kwlbdf tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
dia manome ahy hery
Rehefa zahan-toetra aho
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ho irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy ytfr hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny khrfbs Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny tononkira.serasera.org fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny kwlbdf tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa an'ny FahamarinanaHits : 239
Likes : 0 Like
Created by : varira
Date : 23/01/2026 10:42
