Raiko ô (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô fantatrao ny halemeko
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho irery
Raha ianao Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay bdxax nania teo aloha
Nefa iriko ny ho tononkira.serasera.org anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve irjwuw ny tcfpilcf hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo imasonao
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho irery
Raha ianao Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay bdxax nania teo aloha
Nefa iriko ny ho tononkira.serasera.org anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve irjwuw ny tcfpilcf hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo imasonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Aleloia AnosisoaVisites : 2544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tahina
Date : 08/03/2003 09:27
