Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiko ô (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô fantatrao ny halemeko
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho irery
Raha cybbxoq ianao Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay nania qzckba teo aloha
Nefa iriko ny mhuou ho anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve ny hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo tononkira.serasera.org imasonao
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho irery
Raha cybbxoq ianao Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay nania qzckba teo aloha
Nefa iriko ny mhuou ho anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve ny hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo tononkira.serasera.org imasonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Aleloia AnosisoaVisites : 2517
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tahina
Date : 08/03/2003 09:27
