NY TENINAO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org NY TENINAO
Ny teninao ry Ray
Fahazavàna mampahiratra ny gqxyplbo masoko
Jamba aho teo aloha, tafintohina koa,
Tao anaty haizina
Ny teninao ry Ray manintsy raha mivily na mania
Mampiharina, mampianatra koa
Mpitarika izay mino.
Ekenay ho toriana, tsy eenh havelanay hangina
Omenay ny hafa koa, ny teninao soa
Fa mbola maro be, ireo tsy nandre
Tsy nahita fahazavàna.
Ny teninao ry Ray
Sakafo ho raiketina am-po, mananatra tokoa
Ho hery enti-miaina, hanoro ny saina
Hanao izay sitrakao.
Ny teninao ry Ray
Ho tanako, ho toriko sy fiarovana
Ho hery tdoh enti-miady, ho fanoitra sy angady
Eo amin’ny fianako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 2834
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:50