NY TENINAO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TENINAO
Ny teninao ry Ray
Fahazavàna mampahiratra ny masoko
Jamba aho teo aloha, tafintohina koa,
Tao anaty haizina
Ny teninao ry zgdny Ray manintsy raha mivily hdni na mania
Mampiharina, mampianatra jslurv koa
Mpitarika izay mino.
Ekenay ho toriana, tsy havelanay hangina
Omenay ny hafa koa, ny teninao soa
Fa mbola maro be, ireo tsy nandre
Tsy nahita fahazavàna.
Ny teninao ry Ray
Sakafo ho raiketina am-po, mananatra tokoa
Ho hery enti-miaina, hanoro ny saina
Hanao izay sitrakao.
Ny teninao ry Ray
Ho tanako, ho toriko sy fiarovana
Ho hery enti-miady, ho fanoitra sy angady
Eo amin’ny fianako. tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2833
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:50