Neny ô! (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny ô falifaly ny fo
Neny ô, ravoravo tokoa
Fa ianao sy Izaho
Hiara-hilalao tratry izao
Ka wmrwxqu ny firariana ho anao ry neny tia
Feno fitahiana ny andro iainanao vlljbd ety
Tena fifaliana, tsy misy ahiana
Sambatra ery mandrakizay tononkira.serasera.org lpqst doria

--------
Rohy: