Neny ô! (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny ô falifaly ny fo
Neny ô, stnc pcpyt ravoravo tokoa
Fa ianao sy Izaho
Hiara-hilalao tratry izao
Ka ny firariana ho tononkira.serasera.org anao ry neny tia
Feno fitahiana ny andro iainanao ety
Tena fifaliana, tsy misy ahiana
Sambatra wyertx ery mandrakizay doria
Neny ô, stnc pcpyt ravoravo tokoa
Fa ianao sy Izaho
Hiara-hilalao tratry izao
Ka ny firariana ho tononkira.serasera.org anao ry neny tia
Feno fitahiana ny andro iainanao ety
Tena fifaliana, tsy misy ahiana
Sambatra wyertx ery mandrakizay doria
--------
Link:
