Nanantena (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanantena , nanantena
Nanantena , nanantena teo
Dia namoy fo fa iza tontolo izao nihodina
Tsy nahalala akory izay nanjo
Izy tsy nahita nefa nanantena
Dia niondrika nijaly nahonena teo
fkmzhwf Rehefa tonga Ianao xaoqceo , hhmkisa dia nanome
Fanantenana tononkira.serasera.org vaovao tsy toy ilay teo aloha
Fanantenana iray vaovao feno fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 2820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianjafy (ANDRY)
Daty : 10/04/2004 00:26