Nanantena (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanantena , nanantena
Nanantena , nanantena teo
Dia namoy fo fa iza tontolo izao nihodina
Tsy nahalala akory izay nanjo
relqtyt tononkira.serasera.org Izy tsy nahita nefa nanantena
brmznh dghzxv Dia niondrika nijaly nahonena teo
Rehefa tonga Ianao , dia nanome
Fanantenana vaovao tsy toy ilay teo aloha
Fanantenana iray vaovao feno fiadanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2781
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianjafy (ANDRY)
Date : 10/04/2004 00:26