NAHOANA NO TSY ANIO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanan’Andriamanitra indro asesim-pitiavana
No mitsotra aminao fa zgwjyd te hanolom-pamonjena
Hanampy anao hiala amin’ny fatoram-paharatsiana
Dia tsy hamaly ve txgonowq ianao fa hoe mbola isaina
Andriamanitra, sakaiza tsy sasatra ny mitia
Fa handray anao nuler na hoviana no hilaza fa vonona
Ndrao tsy haraina itsony anefa izato ampitsoampitsonao
Ka nahoana no tsy anio, nahoana raha izao
Aza be fangata-kandro ny lalao anie tsy ho lany
Ny Tompo no mihantso tononkira.serasera.org anao ka mba mihevera ihany
Rahampitso rafakampitso ve vao hanapa-kevitra ianao
Ndrao tara loatra sakaiza, nahoana raha izao

Fa handray anao na hoviana no hilaza fa vonona

--------
Rohy: